1 Korintiana 12:15 MG1865

15 Raha ny tongotra hanao hoe: Satria tsy tanana aho, dia tsy mba momba ny tena, amin'izany dia tsy momba ny tena va izy?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:15 amin'ny teny manodidina.