1 Korintiana 12:23 MG1865

23 Ary ny momba ny tena izay ataontsika ho kely voninahitra kokoa dia tafiantsika voninahitra bebe kokoa; ary izay tsy misy haja amin'ny momba ny tenantsika no hajaintsika kokoa;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:23 amin'ny teny manodidina.