1 Korintiana 12:28 MG1865

28 Ary Andriamanitra efa nanendry ny sasany teo amin'ny fiangonana, voalohany Apostoly, faharoa mpaminany, fahatelo mpampianatra, manaraka izany dia fahagagana, dia fanomezam-pahasoavana ho enti-mahasitrana, dia fanampiana, dia fitondrana, dia fiteny samy hafa tsy fantatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:28 amin'ny teny manodidina.