1 Korintiana 12:3 MG1865

3 Koa mampahafantatra anareo aho fa tsy misy olona ampitenenin'ny Fanahin'Andriamanitra ka manao hoe: Voaozona Jesosy; ary tsy misy mahay manaiky hoe: Jesosy no Tompo, raha tsy amin'ny Fanahy Masina.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:3 amin'ny teny manodidina.