1 Korintiana 12:6 MG1865

6 Ary zarazaraina ho samy hafa ny asa, nefa Andriamanitra dia iray ihany, Izay miasa ny zavatra rehetra amin'ny olona rehetra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 12

Jereo 1 Korintiana 12:6 amin'ny teny manodidina.