1 Korintiana 13:2 MG1865

2 Ary na dia manana faminaniana aza aho ka mahalala ny zava-miafina rehetra sady manana ny fahalalana rehetra, ary na dia manana ny finoana rehetra aza aho ka mahafindra tendrombohitra, kanefa tsy manana fitiavana, dia tsinontsinona aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 13

Jereo 1 Korintiana 13:2 amin'ny teny manodidina.