1 Korintiana 13:8 MG1865

8 Ny fitiavana tsy ho levona mandrakizay; fa raha ny faminaniana, dia ho levona; na ny fiteny tsy fantatra, dia hitsahatra; na ny fahalalana, dia ho foana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 13

Jereo 1 Korintiana 13:8 amin'ny teny manodidina.