1 Korintiana 14:19 MG1865

19 nefa raha ao am-piangonana, dia aleoko manao teny dimy fantatry ny saiko mba hampianarako ny sasany koa, toy izay hanao teny iray alina amin'ny fiteny tsy fantatra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:19 amin'ny teny manodidina.