1 Korintiana 14:22 MG1865

22 Koa ny fiteny tsy fantatra dia famantarana amin'ny tsy mino, fa tsy amin'ny mino; fa ny faminaniana kosa dia amin'ny mino, fa tsy amin'ny tsy mino.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:22 amin'ny teny manodidina.