1 Korintiana 14:28 MG1865

28 Fa raha tsy misy mpandika teny, dia aoka izy hangina eo amin'ny fiangonana; fa aoka hiteny amin'ny tenany sy amin'Andriamanitra ihany izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:28 amin'ny teny manodidina.