1 Korintiana 14:37 MG1865

37 Raha misy manao azy ho mpaminany, na ho manana fahaizam-panahy, dia aoka ho fantany tsara fa didin'ny Tompo ny teny izay soratako ho aminareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:37 amin'ny teny manodidina.