1 Korintiana 14:5 MG1865

5 Tiako raha samy hiteny amin'ny fiteny tsy fantatra ianareo rehetra; nefa aleo haminany; fa izay maminany dia lehibe noho izay miteny amin'ny fiteny tsy fantatra, raha tsy mandika teny koa izy hahazoan'ny fiangonana fampandrosoana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:5 amin'ny teny manodidina.