1 Korintiana 14:7 MG1865

7 Ary ny zavatra tsy manana aina, na sodina, na lokanga, na dia maneno aza, raha tsy manao feo samy hafa, ahoana no hahafantarana izay ataony, na amin'ny sodina, na amin'ny lokanga?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 14

Jereo 1 Korintiana 14:7 amin'ny teny manodidina.