10 Fa ny fahasoavan'Andriamanitra no nahatoy izao ahy; ary tsy foana ny fahasoavany ato amiko; fa efa niasa fatratra mihoatra noho izy rehetra aho, nefa tsy izaho, fa ny fahasoavan'Andriamanitra no niara-niasa tamiko.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15
Jereo 1 Korintiana 15:10 amin'ny teny manodidina.