1 Korintiana 15:12 MG1865

12 Ary raha Kristy no torina fa natsangana tamin'ny maty, ahoana no ilazan'ny sasany eo aminareo fa tsy misy fitsanganan'ny maty?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:12 amin'ny teny manodidina.