1 Korintiana 15:15 MG1865

15 Ary dia hita ho vavolombelona mandainga ny amin'Andriamanitra izahay, satria efa nilaza fa Andriamanitra no nanangana an'i Kristy; nefa raha tsy hatsangana ny maty, dia tsy mba natsangany Izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:15 amin'ny teny manodidina.