1 Korintiana 15:21 MG1865

21 Ary satria ny olona iray no nisehoan'ny fahafatesana, dia ny Olona iray kosa no nisehoan'ny fitsanganan'ny maty.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:21 amin'ny teny manodidina.