1 Korintiana 15:23 MG1865

23 Nefa samy amin'ny filaharany avy: Kristy no santatra; rehefa afaka izany, dia izay an'i Kristy amin'ny fihaviany.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:23 amin'ny teny manodidina.