1 Korintiana 15:25 MG1865

25 Fa tsy maintsy manjaka Izy, mandra-panaony ny fahavalony rehetra ho eo ambanin'ny tongony (Sal. 110. 1).

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:25 amin'ny teny manodidina.