1 Korintiana 15:27 MG1865

27 Fa ny zavatra rehetra efa nampanekeny ho eo ambanin'ny tongony (Sal. 8. 6). Fa na dia hataony hoe aza: Ny zavatra rehetra no nampanekena, dia fantatra marina fa tsy mba isan'izany Izay nampanaiky ny zavatra rehetra Azy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:27 amin'ny teny manodidina.