40 Ary misy tenan'ny any an-danitra, ary misy tenan'ny etỳ an-tany; fa hafa ny voninahitry ny any an-danitra, ary hafa ny an'ny etỳ an-tany.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15
Jereo 1 Korintiana 15:40 amin'ny teny manodidina.