1 Korintiana 15:44 MG1865

44 afafy tena araka ny fomban'aina izy, atsangana ho tena araka ny fombam-panahy. Raha misy tena araka ny fomban'aina, dia misy araka ny fombam-panahy koa.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:44 amin'ny teny manodidina.