1 Korintiana 15:48 MG1865

48 Izay amin'ny tany dia tahaka ilay amin'ny tany; ary izay any an-danitra dia tahaka Ilay any an-danitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:48 amin'ny teny manodidina.