1 Korintiana 15:50 MG1865

50 Fa izao no lazaiko, ry rahalahy: Ny nofo aman-drà tsy mahazo mandova ny fanjakan'Andriamanitra, ary ny fahalòvana tsy mandova ny tsi-fahalòvana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:50 amin'ny teny manodidina.