1 Korintiana 15:52 MG1865

52 fa vetivety, toy ny indray mipi-maso, rehefa maneno ny trompetra farany, dia hovana isika rehetra; fa hotsofina ny trompetra, ary ny maty hatsangana tsy ho lò intsony, ary isika hovana.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:52 amin'ny teny manodidina.