1 Korintiana 15:58 MG1865

58 Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:58 amin'ny teny manodidina.