1 Korintiana 15:6 MG1865

6 Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny rahalahy tsy omby dimam-jato Izy, ny ankamaroan'ireny dia mbola velona mandraka ankehitriny, fa ny sasany efa nodi-mandry.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 15

Jereo 1 Korintiana 15:6 amin'ny teny manodidina.