1 Korintiana 16:11 MG1865

11 Koa aza avela hisy olona hanao tsinontsinona azy; fa atero soa aman-tsara izy mba ho tonga atỳ amiko; fa miandry azy mbamin'ny rahalahy sasany aho.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 16

Jereo 1 Korintiana 16:11 amin'ny teny manodidina.