1 Korintiana 16:7 MG1865

7 Fa tsy mikasa hamangy anareo toy ny mandalo aho ankehitriny; fa manantena hitoetra elaela eo aminareo aho, raha sitrapon'ny Tompo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 16

Jereo 1 Korintiana 16:7 amin'ny teny manodidina.