1 Korintiana 2:1 MG1865

1 Ary izaho koa, ry rahalahy, raha tonga tany aminareo, dia tsy tonga tamin'ny teny sy fahendrena marevaka, raha nitory taminareo ny zava-miafina izay an'Andriamanitra.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 2

Jereo 1 Korintiana 2:1 amin'ny teny manodidina.