1 Korintiana 3:5 MG1865

5 Koa inona moa Apolosy, ary inona moa Paoly? Mpanompo ihany izay nahatonga anareo ho mpino ireo, dia samy araka ny nomen'ny Tompo azy avy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 3

Jereo 1 Korintiana 3:5 amin'ny teny manodidina.