1 Korintiana 4:12 MG1865

12 Ary misasatra miasa amin'ny tananay izahay; raha tevatevaina izahay, dia misaotra; raha enjehina, dia miaritra;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4

Jereo 1 Korintiana 4:12 amin'ny teny manodidina.