17 Ary noho izany dia nirahiko ho any aminareo Timoty, zanako malalako sy mahatoky ao amin'ny Tompo, ka izy no hampahatsiaro anareo ny fanaoko ao amin'i Kristy, tahaka ny ampianariko ao amin'ny fiangonana rehetra eny tontolo eny.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4
Jereo 1 Korintiana 4:17 amin'ny teny manodidina.