1 Korintiana 4:9 MG1865

9 Fa ataoko fa nasehon'Andriamanitra ho faraidina izahay Apostoly, dia toy izay voaheloka hovonoina; fa izahay dia natao ho fizàhan'izao rehetra izao, na anjely na olona.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 4

Jereo 1 Korintiana 4:9 amin'ny teny manodidina.