1 Korintiana 5:1 MG1865

1 Efa re marina fa misy fijangajangana atỳ aminareo, eny, dia fijangajangana izay tsy misy tahaka azy na dia amin'ny jentilisa asa, fa misy anankiray manambady ny vadin-drainy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 5

Jereo 1 Korintiana 5:1 amin'ny teny manodidina.