1 Korintiana 6:19 MG1865

19 Ahoana ary? Moa tsy fantatrareo fa ny tenanareo dia tempolin'ny Fanahy Masina, Izay ao anatinareo sady efa azonareo tamin'Andriamanitra? ka tsy tompon'ny tenanareo ianareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 6

Jereo 1 Korintiana 6:19 amin'ny teny manodidina.