1 Korintiana 6:7 MG1865

7 Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo?

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 6

Jereo 1 Korintiana 6:7 amin'ny teny manodidina.