1 Korintiana 7:14 MG1865

14 Fa ny lahy tsy mino dia efa masina ao amin'ny vavy ary ny vavy tsy mino dia efa masina ao amin'ny rahalahy; raha tsy izany kosa, dia tsy madio ny zanakareo; fa raha izany, dia masina izy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:14 amin'ny teny manodidina.