17 Kanefa aoka ny olona rehetra samy handeha araka izay anjarany nomen'ny Tompo azy sy araka ny niantsoan'Andriamanitra azy avy. Ary izany no andidiako ao amin'ny fiangonana rehetra.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7
Jereo 1 Korintiana 7:17 amin'ny teny manodidina.