1 Korintiana 7:22 MG1865

22 Fa ny andevo izay voantso ao amin'ny Tompo dia olona afaka an'ny Tompo; toy izany koa, ny olona afaka izay voantso dia mpanompon'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:22 amin'ny teny manodidina.