1 Korintiana 7:28 MG1865

28 Nefa na dia hanam-bady aza ianao, dia tsy manota tsy akory; ary na dia hanam-bady aza ny virijina, dia tsy manota izy. Kanefa kosa hanam-pahoriana amin'ny nofo ireny; fa izaho miantra anareo.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:28 amin'ny teny manodidina.