1 Korintiana 7:34 MG1865

34 Ary tsy mitovy koa ny vehivavy manam-bady sy ny virijina. Ny vehivavy tsy manam-bady mitandrina ny an'ny Tompo, mba ho samy masina avokoa ny tenany sy ny fanahiny; fa izay manam-bady kosa dia mitandrina ny an'izao fiainana izao mba hahafaly ny lahy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7

Jereo 1 Korintiana 7:34 amin'ny teny manodidina.