5 Aza misara-pandriana ianareo, raha tsy amin'izay andro sasany ifanekenareo ho andro hivavahana, nefa mbola hiraisanareo fandriana indray, mba tsy hakan'i Satana fanahy anareo noho ny tsi-faharetanareo.
Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 7
Jereo 1 Korintiana 7:5 amin'ny teny manodidina.