1 Korintiana 8:1 MG1865

1 Ary ny amin'ny hena aterina amin'ny sampy, dia fantatsika fa manana fahalalana isika rehetra. Ny fahalalana mampieboebo; fa ny fitiavana no mampandroso.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:1 amin'ny teny manodidina.