1 Korintiana 8:4 MG1865

4 Ary ny amin'ny mihinana ny hena aterina amin'ny sampy, dia fantatsika fa tsinontsinona akory ny sampy amin'izao tontolo izao, ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy Iray ihany.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 8

Jereo 1 Korintiana 8:4 amin'ny teny manodidina.