1 Korintiana 9:12 MG1865

12 Raha ny hafa aza manana izany fahefana izany aminareo, tsy mainka va fa izahay? Kanefa tsy nanampatra izany fahefana izany izahay, fa mihafy amin'ny zavatra rehetra, fandrao hisakana ny filazantsaran'i Kristy.

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 9

Jereo 1 Korintiana 9:12 amin'ny teny manodidina.