1 Korintiana 9:20 MG1865

20 Tamin'ny Jiosy, dia tonga toy ny Jiosy aho, mba hahazoako ny Jiosy; tamin'izay ambanin'ny lalàna, dia tonga toy izay ambanin'ny lalàna aho, na dia tsy ambanin'ny lalàna aza aho, mba hahazoako izay ambanin'ny lalàna;

Vakio ny toko manontolo 1 Korintiana 9

Jereo 1 Korintiana 9:20 amin'ny teny manodidina.