1 Petera 1:11 MG1865

11 eny, nokatsahiny izay andro na izay toetry ny andro notondroin'ny Fanahin'i Kristy ao anatiny, raha nambarany rahateo ny fijalian'i Kristy sy ny voninahitra manaraka izany.

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 1

Jereo 1 Petera 1:11 amin'ny teny manodidina.