1 Petera 1:24 MG1865

24 Fa "ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny;

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 1

Jereo 1 Petera 1:24 amin'ny teny manodidina.