1 Petera 1:3 MG1865

3 Isaorana anie Andriamanitra, Rain'i Jesosy Kristy Tompontsika, Izay niteraka antsika indray araka ny haben'ny famindram-pony ho amin'ny fanantenana velona tamin'ny nitsanganan'i Jesosy Kristy tamin'ny maty,

Vakio ny toko manontolo 1 Petera 1

Jereo 1 Petera 1:3 amin'ny teny manodidina.